1 Samuel 10:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho tonga aminao ny Fanahin’NY TOMPO ka hiaraka haminany aminy ianao dia ho voaova ho olom-baovao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hilatsaka aminao ny Fanahin’i Iaveh dia hiara-maminany amin’ireo ianao, ka ho voaova ho olom-baovao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hilatsaka aminao ny Fanahin’ny TOMPO, ka haminany miaraka amin’izy ireo ianao ary ho tonga olom-baovao.
Malagasy Bible 1865
Ary hilatsaka aminao ny Fanahin'i Jehovah, ka hiara-maminany aminy ianao, dia ho voaova ho olom-baovao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho tonga aminao ny Fanahin’NY TOMPO ka hiaraka haminany aminy ianao dia ho voaova ho olom-baovao.
malagasy
Ary hilatsaka aminao ny Fanahin'i Jehovah, ka hiara-maminany aminy ianao, dia ho voaova ho olom-baovao.