1 Samuel 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga aminao ireo famantarana ireo dia ataovy izay azon’ny tananao atao, fa Andriamanitra no momba anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tanteraka ho anao ireo famantarana ireo, dia ataovy araka izay sendra eo anoloanao fa momba anao Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tanteraka aminao ireo famantarana ireo, dia ho fantatrao fa Andriamanitra tokoa no momba anao koa ataovy izay fantatrao fa mety.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga aminao ireo famantarana ireo, dia ataovy izay azon'ny tananao atao, fa Andriamanitra no momba anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga aminao ireo famantarana ireo dia ataovy izay azon’ny tananao atao, fa Andriamanitra no momba anao.
malagasy
Ary rehefa tonga aminao ireo famantarana ireo, dia ataovy izay azon'ny tananao atao, fa Andriamanitra no momba anao.