1 Samuel 10:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao nihodina niala teo amin’i Samoela i Saoly dia nomen’Andriamanitra fo vaovao; ary tanteraka avokoa, tamin’io andro io ihany, ireo famantarana rehetra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nihodina nisaraka tamin’i Samoela i Saola, dia nomen’Andriamanitra fo vaovao; ary tanteraka androtr’izay ihany ireo famantarana rehetra ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao nihodina i Saoly ka dify an’i Samoela, dia novan’Andriamanitra fo, ary tanteraka taminy androtrizay ihany ireo zavatra rehetra voalazan’i Samoela.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao nihodina niala tamin'i Samoela izy, dia nomen'Andriamanitra fo vaovao; ary tonga avokoa androtrizay ihany ireo famantarana rehetra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vao nihodina niala teo amin’i Samoela i Saoly dia nomen’Andriamanitra fo vaovao; ary tanteraka avokoa, tamin’io andro io ihany, ireo famantarana rehetra ireo.
malagasy
Ary raha vao nihodina niala tamin'i Samoela izy, dia nomen'Andriamanitra fo vaovao; ary tonga avokoa androtrizay ihany ireo famantarana rehetra ireo.