1 Samuel 11:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mponina tao Jabesy: Rahampitso no hivoahanay ho eny aminareo ka hataonareo aminay izay rehetra sitrakareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny olona tany Jabesy tamin’ny Amônita: «Rahampitso hitolo-tena hanaiky anareo izahay ka dia hataonareo aminay izay tianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady niteny tamin’ny Hamônita hoe: –Rahampitso dia hitolo-batana aminareo izahay ka ataovy aminay izay tianareo hatao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mponina tao Jabesy: Rahampitso no hivoahanay ho eny aminareo, dia hataonareo aminay izay rehetra sitrakareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mponina tao Jabesy: Rahampitso no hivoahanay ho eny aminareo ka hataonareo aminay izay rehetra sitrakareo.
malagasy
Ary hoy ny mponina tao Jabesy: Rahampitso no hivoahanay ho eny aminareo, dia hataonareo aminay izay rehetra sitrakareo.