1 Samuel 11:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Samoela tamin’ny vahoaka: Andeha isika hankany Gilgala hanamafy ny fanjakana any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Samoela tamin’ny vahoaka: «Andeha isika ho any Galgalà, hanavao ny fanjakana any.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Samoela tamin’ny vahoaka israelita: –Andeha isika hankany Gilgàla hanamafy orina ny maha mpanjaka an’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Samoela tamin'ny vahoaka: Andeha isika hankany Gilgala hanavao ny fanjakana any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Samoela tamin’ny vahoaka: Andeha isika hankany Gilgala hanamafy ny fanjakana any.
malagasy
Ary hoy Samoela tamin'ny vahoaka: Andeha isika hankany Gilgala hanavao ny fanjakana any.Dia lasa ny vahoaka nankany Gilgala; ary tany Gilgala no nananganany an'i Saoly ho mpanjaka teo anatrehan'i Jehovah; ary tany no nanaterany fanati-pihavanana teo anatrehan'i Jehovah, dia nifaly indrindra teo Saoly mbamin'ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely.