1 Samuel 11:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tany Gibean’i Saoly ny iraka ka nanambara ny teniny teo anatrehan’ny vahoaka; dia nanandratra ny feony ny vahoaka rehetra ka nitomany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankany Gabaàn’i Saola ny iraka, dia nilaza izany zavatra izany mba ho ren’ny vahoaka, ka nanandratra ny feony ny vahoaka rehetra ary nitomany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga tany Gibehà tanànan’i Saoly ireo iraka ka nitantara ny vaovao misy, dia samy nigogogogo nitomany ny vahoaka rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tany Gibean'i Saoly ny iraka ka nanambara ny teniny teo anatrehan'ny vahoaka; dia nanandratra ny feony ny vahoaka rehetra ka nitomany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tany Gibean’i Saoly ny iraka ka nanambara ny teniny teo anatrehan’ny vahoaka; dia nanandratra ny feony ny vahoaka rehetra ka nitomany.
malagasy
Dia tonga tany Gibean'i Saoly ny iraka ka nanambara ny teniny teo anatrehan'ny vahoaka; dia nanandratra ny feony ny vahoaka rehetra ka nitomany.