1 Samuel 11:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tamin’i Saoly ny Fanahin’Andriamanitra teo am-pandrenesana izany teny izany ka nirehitra mafy ny hatezerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandre izany teny izany i Saola, dia nilatsaka taminy ny Fanahin’i Iaveh ka nirehitra ny hatezerany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nandre izany i Saoly, dia nilatsahan’ny Fanahin’Andriamanitra, ary nirehi-pahatezerana mafy.
Malagasy Bible 1865
Dia nilatsaka tamin'i Saoly ny Fanahin'Andriamanitra, ka nirehitra mafy ny fahatezeran'i Saoly, raha nandre izany teny izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tamin’i Saoly ny Fanahin’Andriamanitra teo am-pandrenesana izany teny izany ka nirehitra mafy ny hatezerany.
malagasy
Dia nilatsaka tamin'i Saoly ny Fanahin'Andriamanitra, ka nirehitra mafy ny fahatezeran'i Saoly, raha nandre izany teny izany.