1 Samuel 11:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandamina azy tany Bezeka i Saoly. Telo hetsy no isan’ny Zanak’Israely ary telo alina no isan’ny lehilahin’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notsapain’i Saola tamin’ny matso ny toetrany tany Bezeka, ka telo hetsy no isan’ny zanak’i Israely, ary telo alina ny lehilahy amin’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampanaovin’i Saoly matso tao Bezeka izy ireo, dia noisainy ka nahatratra andiany telonjato ny avy amin’ireo foko tavaratra ary andiany telopolo ny avy amin’ny fokon’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary nandamina azy tany Bezeka izy, dia telo hetsy no isan'ny Zanak'Isiraely, ary telo alina no isan'ny lehilahy amin'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandamina azy tany Bezeka i Saoly. Telo hetsy no isan’ny Zanak’Israely ary telo alina no isan’ny lehilahin’ny Joda.
malagasy
Ary nandamina azy tany Bezeka izy, dia telo hetsy no isan'ny Zanak'Isiraely, ary telo alina no isan'ny lehilahy amin'ny Joda.