1 Samuel 12:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Samoela tamin’ny Israely rehetra: Indro, efa nihaino ny teninareo aho tamin’izay rehetra nolazainareo tamiko ka efa nanendry mpanjaka hanjaka aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Samoela tamin’i Israely rehetra: «Izao àry efa nihaino ny feonareo aho, tamin’izay rehetra nolazainareo tamiko, ary efa nanangana mpanjaka aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Samoela tamin’ny vahoaka israelita rehetra: –Indro efa nekeko avokoa izay rehetra nangatahinareo tamiko: nanendry mpanjaka hanjaka eo aminareo aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Samoela tamin'ny Isiraely rehetra: Indro, efa nihaino ny teninareo aho tamin'izay rehetra nolazainareo tamiko ka efa nanendry mpanjaka hanjaka aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Samoela tamin’ny Israely rehetra: Indro, efa nihaino ny teninareo aho tamin’izay rehetra nolazainareo tamiko ka efa nanendry mpanjaka hanjaka aminareo.
malagasy
[Ny anatra nataon'i Samoela tamin'ny Isiraely noho ny nangatahany mpanjaka] Ary hoy Samoela tamin'ny Isiraely rehetra: Indro, efa nihaino ny teninareo aho tamin'izay rehetra nolazainareo tamiko ka efa nanendry mpanjaka hanjaka aminareo.