1 Samuel 12:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, indro ny mpanjaka izay nofidinareo sy nangatahinareo; indro NY TOMPO no nanome mpanjaka hanjaka aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa indro àry ny mpanjaka nofidinareo sy nangatahinareo: indro fa misy mpanjaka natsangan’i Iaveh aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa indro ny mpanjaka izay nirinareo sy nangatahinareo hanjaka aminareo fa nomen’ny TOMPO anareo.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, indro ny mpanjaka izay nofidinareo sy nangatahinareo; ary indro fa Jehovah nanome mpanjaka hanjaka aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, indro ny mpanjaka izay nofidinareo sy nangatahinareo; indro NY TOMPO no nanome mpanjaka hanjaka aminareo.
malagasy
Koa ankehitriny, indro ny mpanjaka izay nofidinareo sy nangatahinareo; ary indro fa Jehovah nanome mpanjaka hanjaka aminareo.