1 Samuel 12:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy mihaino ny tenin’NY TOMPO kosa ianareo fa mandà ny didiny dia hamely anareo ny tanan’NY TOMPO, tahaka ny namelezany ny razanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy mankatò ny tenin’i Iaveh kosa ianareo ary mandika ny didin’i Iaveh dia hamely anareo ny tanan’i Iaveh toy ny efa namelezany ny razanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy mankatò ny tenin’ny TOMPO sy tsy mitandrina ny didiny kosa ianareo, dia haneho ny heriny aminareo ny TOMPO, tahaka izay efa nataony fahiny tamin’ny razanareo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy mihaino ny tenin'i Jehovah kosa ianareo, fa mandà ny didiny, dia hamely anareo ny tànan'i Jehovah tahaka ny namelezany ny razanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy mihaino ny tenin’NY TOMPO kosa ianareo fa mandà ny didiny dia hamely anareo ny tanan’NY TOMPO, tahaka ny namelezany ny razanareo.
malagasy
Fa raha tsy mihaino ny tenin'i Jehovah kosa ianareo, fa mandà ny didiny, dia hamely anareo ny tànan'i Jehovah tahaka ny namelezany ny razanareo.