1 Samuel 12:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mitsangàna ankehitriny ka jereo izao zavatra lehibe hataon’NY TOMPO eto imasonareo izao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny andraso kely koa ka jereo ny zava-dehibe efa hataon’i Iaveh eo imasonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ankehitriny mivonòna ianareo hijery ny zava-mahagaga lehibe izay hataon’ny TOMPO eo imasonareo.
Malagasy Bible 1865
Koa mitsangàna ankehitriny, ka jereo izao zavatra lehibe hataon'i Jehovah eto imasonareo izao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mitsangàna ankehitriny ka jereo izao zavatra lehibe hataon’NY TOMPO eto imasonareo izao:
malagasy
Koa mitsangàna ankehitriny, ka jereo izao zavatra lehibe hataon'i Jehovah eto imasonareo izao: