1 Samuel 12:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, aza mivily, fandrao hanaraka ireo zava-poana izay tsy mahasoa na mahavonjy ianareo, fa zava-poana ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mivily sao mankany amin’ny zava-poana izay tsy hahazoan-tsoa na fahafahana akory, satria zava-poana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha miala aminy ianareo, dia tsy maintsy manompo andriamani-tsiizy, izay tsy mahasoa na mahavonjy akory, satria zava-poana ihany.
Malagasy Bible 1865
Eny, aza mivily; fa manaraka ireo zava-poana ianareo, izay tsy mahasoa na mahavonjy; fa zava-poana ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, aza mivily, fandrao hanaraka ireo zava-poana izay tsy mahasoa na mahavonjy ianareo, fa zava-poana ireo.
malagasy
Eny, aza mivily; fa manaraka ireo zava-poana ianareo, izay tsy mahasoa na mahavonjy; fa zava-poana ireo.