1 Samuel 12:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO tsy hahafoy ny olony noho ny anarany lehibe, satria sitraky NY TOMPO ny nanaovany anareo ho olony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy handao ny olony i Iaveh, noho ny Anarany lehibe, satria sitrak’i Iaveh ny nanao anareo ho olony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy handao anareo ny TOMPO noho ny fitandroany ny voninahiny, satria efa sitrany ny nanao anareo ho vahoakany.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah tsy hahafoy ny olony noho ny anarany lehibe, satria sitrak'i Jehovah ny nanaovany anareo ho olony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO tsy hahafoy ny olony noho ny anarany lehibe, satria sitraky NY TOMPO ny nanaovany anareo ho olony.
malagasy
Fa Jehovah tsy hahafoy ny olony noho ny anarany lehibe, satria sitrak'i Jehovah ny nanaovany anareo ho olony.