1 Samuel 12:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny amiko, sanatria raha hanota amin’NY TOMPO aho ka hitsahatra tsy hangataka ho anareo; fa hanoro anareo izay lalana tsara sy mahitsy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ny amiko, dia lavitra ahy izay hanota amin’i Iaveh ka hitsahatra ny tsy hivavaka ho anareo. Fa hatoroko anareo ny lalana tsara sy mahitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny amiko kosa, dia sanatriaviko ny hanota amin’ny TOMPO ka hijanona tsy hivavaka ho anareo. Ary hatoroko anareo hatrany ny lalana tsara sy mahitsy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amiko, sanatria raha hanota amin'i Jehovah aho ka hitsahatra tsy hangataka ho anareo; fa izaho hanoro anareo izay lalana tsara sy mahitsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny amiko, sanatria raha hanota amin’NY TOMPO aho ka hitsahatra tsy hangataka ho anareo; fa hanoro anareo izay lalana tsara sy mahitsy aho.
malagasy
Ary ny amiko, sanatria raha hanota amin'i Jehovah aho ka hitsahatra tsy hangataka ho anareo; fa izaho hanoro anareo izay lalana tsara sy mahitsy.