1 Samuel 12:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa matahora NY TOMPO ianareo ka manompoa Azy marina amin’ny fonareo manontolo; ary eritrereto izao zavatra lehibe nataony ho anareo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao ihany, matahora an’i Iaveh ary manompoa Azy marina, amin’ny fonareo rehetra. Satria jereo ange ireo zava-dehibe nataony teo aminareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao ihany no ataoko aminareo: hajao ny TOMPO ka tompoy marina amin’ny fonareo manontolo, ary tsarovy ny zava-dehibe izay nataony ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Kanefa matahora an'i Jehovah ianareo, ka manompoa Azy marina amin'ny fonareo rehetra; fa eritrereto izao zavatra lehibe nataony ho anareo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa matahora NY TOMPO ianareo ka manompoa Azy marina amin’ny fonareo manontolo; ary eritrereto izao zavatra lehibe nataony ho anareo izao.
malagasy
Kanefa matahora an'i Jehovah ianareo, ka manompoa Azy marina amin'ny fonareo rehetra; fa eritrereto izao zavatra lehibe nataony ho anareo izao.Fa raha mbola manao ratsy ihany ianareo, dia haringana ianareo sy ny mpanjakanareo koa.