1 Samuel 12:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mbola manao ratsy ihany ianareo dia haringana ianareo sy ny mpanjakanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola mikiry manao ratsy ihany anefa ianareo dia ho levona ianareo sy ny mpanjakanareo».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha mbola mikiry manota ianareo, dia hiara-devona amin’ny mpanjakanareo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mbola manao ratsy ihany ianareo, dia haringana ianareo sy ny mpanjakanareo koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mbola manao ratsy ihany ianareo dia haringana ianareo sy ny mpanjakanareo.
malagasy
Fa raha mbola manao ratsy ihany ianareo, dia haringana ianareo sy ny mpanjakanareo koa.