1 Samuel 12:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ireo: Tsy nanao an-keriny taminay ianao, na nampahory anay, na naka zavatra teny an-tanan’olona na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’izy ireo: «Tsy nanaovanao tsy an-drariny izahay, na nampahory anay ianao, na nandray inona na inona teo an-tanan’olona».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny navalin’ny Israelita: –Tsy nanambaka na nampahory anay ianao. Tsy nandray tsolotra na tamin’iza na tamin’iza koa ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ireo: Hianao tsy nanao an-keriny taminay, na nampahory anay, na naka zavatra teny an-tànan'olona na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ireo: Tsy nanao an-keriny taminay ianao, na nampahory anay, na naka zavatra teny an-tanan’olona na dia iray akory aza.
malagasy
Ary hoy ireo: Hianao tsy nanao an-keriny taminay, na nampahory anay, na naka zavatra teny an-tànan'olona na dia iray akory aza.