1 Samuel 12:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Samoela taminy: Vavolombelona aminareo NY TOMPO anio, ary vavolombelona koa ny olom-boahosony, fa tsy nisy zavatra hitanareo teo an-tanako na inona na inona. Dia hoy ireo: Eny, vavolombelona Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy taminy: «I Iaveh no vavolombelona anio, fa tsy nahita na inona na inona teo an-tanako ianareo». Hoy ny vahoaka namaly azy: «Vavolombelona Izy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy indray i Samoela tamin’izy ireo: –Ny TOMPO sy ny mpanjaka no vavolombelona anio fa tsy nisy zavatra hitanareo tamiko hanomezan-tsiny ny tenako. Dia hoy ny vahoaka teo hoe: –Eny, izy ireo no vavolombelona.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Samoela taminy: Vavolombelona aminareo anio Jehovah, ary vavolombelona koa ny voahosony, fa tsy nisy zavatra hitanareo teo an-tanako na inona na inona. Dia hoy ireo: Eny, vavolombelona Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia hoy Samoela taminy: Vavolombelona aminareo anio Jehovah, ary vavolombelona koa ny voahosony, fa tsy nisy zavatra hitanareo teo an-tanako na inona na inona. Dia hoy ireo: Eny, vavolombelona Izy.