1 Samuel 12:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Samoela tamin’ny olona: NY TOMPO no nanendry an’i Mosesy sy Arona ary nitondra ny razanareo niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Samoela tamin’ny vahoaka: Eny, vavolombelona i Iaveh izay nanangana an’i Môizy sy i Aarôna, ary nitondra ny razanareo niakatra avy tany an-tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ihany i Samoela tamin’izy ireo: –Ny TOMPO no vavolombelona, dia Izy izay nifidy an’i Mosesy sy i Aharôna, ka nampiakatra ny razanareo hiala tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Samoela tamin'ny olona: Jehovah no nanendry an'i Mosesy sy Arona, ary nitondra ny razanareo niakatra avy tany amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Samoela tamin’ny olona: NY TOMPO no nanendry an’i Mosesy sy Arona ary nitondra ny razanareo niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta.
malagasy
Ary hoy Samoela tamin'ny olona: Jehovah no nanendry an'i Mosesy sy Arona, ary nitondra ny razanareo niakatra avy tany amin'ny tany Egypta.