1 Samuel 12:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, avia ianareo, fa hifandahatra aminareo eto anatrehan’NY TOMPO aho ny amin’ny asa marina rehetra izay nataon’NY TOMPO taminareo sy ny razanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny avia eto anatrehako ianareo, fa tiako ny miantso anareo amin’ny fitsarana eto anatrehan’i Iaveh ny amin’ny soa rehetra nataony taminareo sy ny razanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ankehitriny mitsangàna eto anatrehan’ny TOMPO, fa hambarako hitsara anareo ireo soa rehetra nataon’ny TOMPO taminareo sy ny razanareo.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny avia ianareo, fa hifandahatra aminareo eto anatrehan'i Jehovah aho ny amin'ny asa marina rehetra izay nataon'i Jehovah taminareo sy ny razanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, avia ianareo, fa hifandahatra aminareo eto anatrehan’NY TOMPO aho ny amin’ny asa marina rehetra izay nataon’NY TOMPO taminareo sy ny razanareo.
malagasy
Koa ankehitriny avia ianareo, fa hifandahatra aminareo eto anatrehan'i Jehovah aho ny amin'ny asa marina rehetra izay nataon'i Jehovah taminareo sy ny razanareo.