1 Samuel 12:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga tany Ejipta i Jakoba ka nitaraina tamin’NY TOMPO ny razanareo dia naniraka an’i Mosesy sy i Arona NY TOMPO, koa ireo no nitondra ny razanareo nivoaka avy tany Ejipta ary namponina azy teto amin’ity tany ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’ny nahatongavan’i Jakôba tany Ejipta, dia nitaraina tamin’i Iaveh ny razanareo, ka naniraka an’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh, ary izy ireo nitondra ny razanareo hivoaka avy tany Ejipta, sy namponina azy tamin’ity tany ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga tany Ejipta ry Jakôba, dia niantso vonjy tamin’ny TOMPO ny razanareo; koa nandefa an’i Mosesy sy i Aharôna IZY hitondra azy hiala tany Ejipta ary hametraka azy amin’ity tany ity.
Malagasy Bible 1865
Rehefa tonga tany Egypta Jakoba, ka nitaraina tamin'i Jehovah ny razanareo, Jehovah dia naniraka an'i Mosesy sy Arona, ka ireo no nitondra ny razanareo nivoaka avy tany Egypta ary namponina azy teto amin'ity tany ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga tany Ejipta i Jakoba ka nitaraina tamin’NY TOMPO ny razanareo dia naniraka an’i Mosesy sy i Arona NY TOMPO, koa ireo no nitondra ny razanareo nivoaka avy tany Ejipta ary namponina azy teto amin’ity tany ity.
malagasy