1 Samuel 12:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa rehefa nanadino an’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, izy dia namidiny ho eo an-tanan’i Sisera, komandin’ny miaramilan’i Hazora sy ho eo an-tanan’ny Filistina ary ho eo an-tanan’ny mpanjakan’i Moaba ka niadian’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanadino an’i Iaveh Andriamaniny anefa izy ireo, ka natolony ho eo an-tanan’i Sisarà, filohan’ny tafik’i Hasora, sy ho eo an-tanan’ny Filistinina, ary ho eo an-tanan’ny mpanjakan’i Moaba, izay niady taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa nanadino ny TOMPO Andriamaniny ny razanareo, koa izany no namelany an’i Siserà, jeneralin’ny tafik’i Hatsôra sy namelany ny Filistinina ary ny mpanjakan’i Môaba hiady aminy ka handresy azy.
Malagasy Bible 1865
Nefa raha nanadino an'i Jehovah Andriamaniny izy, dia namidiny ho eo an-tànan'i Sisera, komandin'ny miaramilan'i Hazora, sy ho eo an-tànan'ny Filistina ary ho eo an-tànan'ny mpanjakan'i Moaba, ka niadian'ireo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa rehefa nanadino an’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, izy dia namidiny ho eo an-tanan’i Sisera, komandin’ny miaramilan’i Hazora sy ho eo an-tanan’ny Filistina ary ho eo an-tanan’ny mpanjakan’i Moaba ka niadian’ireo.
malagasy