1 Samuel 13:1 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telopolo taona i Saoly raha nanomboka nanjaka; ary roa taona no nanjakany tamin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taonan’i Saola nony tonga mpanjaka izy dia..., ary roa taona no nanjakany tamin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Telo-polo taona Saoly, raha vao nanjaka; ary nanjaka roa taona tamin'ny Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telopolo taona i Saoly raha nanomboka nanjaka; ary roa taona no nanjakany tamin’ny Israely.
malagasy
[Ny niadian'ny Isiraely indray tamin'ny Filistina, sy ny nahadiso an'i Saoly, ary ny nandavan'Andriamanitra azy] Telo-polo taona Saoly, raha vao nanjaka; ary nanjaka roa taona tamin'ny Isiraely izy.