1 Samuel 13:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vita ny fanolorany ny fanatitra dorana manontolo dia indro, tamy i Samoela, ary nivoaka hitsena azy i Saoly mba hiarahaba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy nanatitra ny sorona dorana izy, dia indro tonga i Samoela, ka nivoaka hitsena azy i Saola mba hiarahaba azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao vita ny sorona nataony, dia tonga i Samoela; ary nanatona hitsena azy i Saoly mba hiarahaba azy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vita ny nanaterany ny fanatitra dorana, indro, tamy Samoela, ary nivoaka hitsena azy Saoly mba hiarahaba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vita ny fanolorany ny fanatitra dorana manontolo dia indro, tamy i Samoela, ary nivoaka hitsena azy i Saoly mba hiarahaba azy.
malagasy
Ary rehefa vita ny nanaterany ny fanatitra dorana, indro, tamy Samoela, ary nivoaka hitsena azy Saoly mba hiarahaba azy.