1 Samuel 13:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Samoela: Inona no nataonao? Hoy i Saoly: Raha hitako fa niely nandao ahy ny olona sady tsy tonga tamin’ny fotoana ianao ary efa tafangona tany Mikmasy ny Filistina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Samoela: «Fa inona ity nataonao?» Dia hoy i Saola: «Nony hitako fa nihahaka lavitra ahy ny vahoaka, ianao tsy tonga tamin’ny fotoana voafetra ary ny Filistinina efa tafavory tany Makmasy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Samoela nanontany azy: –Fa inona no nataonao? Ka novalian’i Saoly hoe: –Rehefa hitako fa niparitaka nandao ahy ny miaramilako, ary ianao koa tsy tonga tamin’ny fotoana nifanomezana, nefa ny Filistinina efa vory lanona tao Mikmasy,
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Samoela: Inona no nataonao? Ary hoy Saoly: Raha hitako fa niely nandao ahy ny olona, sady tsy tonga tamin'ny fotoana ianao, ary tafangona tany Mikmasy ny Filistina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Samoela: Inona no nataonao? Hoy i Saoly: Raha hitako fa niely nandao ahy ny olona sady tsy tonga tamin’ny fotoana ianao ary efa tafangona tany Mikmasy ny Filistina,
malagasy
Dia hoy Samoela: Inona no nataonao? Ary hoy Saoly: Raha hitako fa niely nandao ahy ny olona, sady tsy tonga tamin'ny fotoana ianao, ary tafangona tany Mikmasy ny Filistina,