1 Samuel 13:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoaka avy teo amin’ny tobin’ny Filistina ny mpandrava ka nizara ho antoko telo: Ny antoko iray dia nizotra tamin’ny lalana mankany Ofra ho any amin’ny tany Sohala;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tafi-pandringanana nivoaka avy teo an-tobin’ny Filistinina ka nizara telo toko: ny toko iray nihazo ny lalana mankany Efrà ho any amin’ny tany Soala,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia nisy mpanao vy very ny ainy nivoaka avy tamin’ny tobin’ny Filistinina, ka nizara telo izy ireo. Ny andiany voalohany nihazo ny lalana mankany Hôfrà ao amin’ny faritr’i Sohala,
Malagasy Bible 1865
dia nivoaka nanao telo toko ny mpandrava avy teo amin'ny tobin'ny Filistina: ny iray toko nizotra tamin'ny lalana mankany Ofra ho any amin'ny tany Solala;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoaka avy teo amin’ny tobin’ny Filistina ny mpandrava ka nizara ho antoko telo: Ny antoko iray dia nizotra tamin’ny lalana mankany Ofra ho any amin’ny tany Sohala;
malagasy
dia nivoaka nanao telo toko ny mpandrava avy teo amin'ny tobin'ny Filistina: ny iray toko nizotra tamin'ny lalana mankany Ofra ho any amin'ny tany Solala;