1 Samuel 13:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny iray dia nizotra ho any amin’ny lalana mankany Bety-Horona; ary ny iray kosa dia nizotra ho any amin’ny lalana mankany amin’ny sisintany manatrika ny lohasaha Zeboima tandrifin’ny tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny toko iray nihazo ny lalana mankany Bety-Hôrôna; ary ny toko fahatelo, ny lalana mankany amin’ny faritany eo ambonin’ny lohasaha Seboima amin’ny ilan’ny efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny andiany faharoa ny mankany Bèty-Hôrôna, ary ny fahatelo ny mankany amin’ny sisin-tany dia ny lalana mandondona ny lohasahan’i Tsebôhima tandrifin’ny taniefitra.
Malagasy Bible 1865
ary ny iray toko nizotra ho any amin'ny lalana mankany Beti-horona; ary ny iray toko kosa nizotra ho any amin'ny lalana mankany amin'ny fari-tany manatrika ny lohasaha Zeboima tandrifin'ny efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny iray dia nizotra ho any amin’ny lalana mankany Bety-Horona; ary ny iray kosa dia nizotra ho any amin’ny lalana mankany amin’ny sisintany manatrika ny lohasaha Zeboima tandrifin’ny tany efitra.
malagasy
ary ny iray toko nizotra ho any amin'ny lalana mankany Beti-horona; ary ny iray toko kosa nizotra ho any amin'ny lalana mankany amin'ny fari-tany manatrika ny lohasaha Zeboima tandrifin'ny efitra.