1 Samuel 13:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary teny amin’ny tanin’ny Israely rehetra dia tsy nisy mpanefy; satria hoy ny Filistina: Mba tsy hanefy sabatra na lefona anie ny Hebreo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy mpanefy teo amin’ny tanin’i Israely rehetra, fa nataon’i Filistinina hoe: «Aoka ny Hebrio tsy hahazo manefy sabatra na lefona intsony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany, dia tsy nahitana mpanefy teo amin’ny tanin’i Israely, satria natahotra ny Filistinina sao mahavita sabatra aman-defona ny Hebreo.
Malagasy Bible 1865
Ary teny amin'ny tanin'ny Isiraely rehetra tsy nisy mpanefy; fa hoy ny Fifistina: Andrao manefy sabatra na lefona ny Hebreo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary teny amin’ny tanin’ny Israely rehetra dia tsy nisy mpanefy; satria hoy ny Filistina: Mba tsy hanefy sabatra na lefona anie ny Hebreo!
malagasy
Ary teny amin'ny tanin'ny Isiraely rehetra tsy nisy mpanefy; fa hoy ny Fifistina: Andrao manefy sabatra na lefona ny Hebreo.