1 Samuel 13:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia samy nidina ho any amin’ny Filistina ny Israely rehetra mba handranitra ny angadiny, ny fiasàny vy, ny famakiny ary ny lelan’angadinombiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka samy nidina nankany amin’ny Filistinina i Israely rehetra hanasa ny angadiny, ny angady mibaka roa, ny famaky, ny angadin’omby;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany dia samy nankany amin’ny Filistinina ny Israelita mba hanasa ny lelan’angadinombiny, ny lapikany sy ny famakiny ary ny angadiny.
Malagasy Bible 1865
Ka dia samy nidina ho any amin'ny Filistina ny Isiraely rehetra hanasa ny fangadiny sy ny fiasàny sy ny famakiny ary ny fihadia-taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia samy nidina ho any amin’ny Filistina ny Israely rehetra mba handranitra ny angadiny, ny fiasàny vy, ny famakiny ary ny lelan’angadinombiny.
malagasy
Ka dia samy nidina ho any amin'ny Filistina ny Isiraely rehetra hanasa ny fangadiny sy ny fiasàny sy ny famakiny ary ny fihadia-taniny.