1 Samuel 13:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy andia-miaramilan’ny Filistina nivoaka ho ao amin’ny hadilanana mankany Mikmasy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny andian’ny miaramilan’ny Filistinina anankiray nankao amin’ny hadilalan’i Makmasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy andiana miaramila filistinina naka toerana teo amin’ny hadilalan’i Mikmasy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny avy tao amin'ny miaramilan'ny Filistina nivoaka ho ao amin'ny hadilanana mankany. Mikmasy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy andia-miaramilan’ny Filistina nivoaka ho ao amin’ny hadilanana mankany Mikmasy.
malagasy
Ary ny avy tao amin'ny miaramilan'ny Filistina nivoaka ho ao amin'ny hadilanana mankany. Mikmasy.