1 Samuel 13:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Hebreo sasany kosa dia lasa nita an’i Jordana nankany amin’ny tanin’i Gada sy i Gileada. Fa mbola tany Gilgala ihany i Saoly ary ny vahoaka rehetra dia nanaraka azy sady toran-kovitra be ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy Hebrio sasany koa nita an’i Jordany ho any amin’ny tany Gada sy Galaada. I Saola izany dia mbola tany Galgalà ary tera-kovitra avokoa ny vahoaka nanaraka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Hebreo sasany aza tafita an’i Jôrdàna mba hialokaloka any amin’ny tanin’i Gada sy i Gilehada. Mbola tany Gilgala i Saoly tamin’izay, ary rano an-dravina ny miaramila rehetra nanaraka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Hebreo sasany dia lasa nita an'i Jordana nankany amin'ny tany Gada sy Gileada. Fa Saoly mbola tany Gilgala ihany, ary ny vahoaka rehetra nanaraka azy, nefa toran-kovitra be ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Hebreo sasany kosa dia lasa nita an’i Jordana nankany amin’ny tanin’i Gada sy i Gileada. Fa mbola tany Gilgala ihany i Saoly ary ny vahoaka rehetra dia nanaraka azy sady toran-kovitra be ihany.
malagasy
Ary ny Hebreo sasany dia lasa nita an'i Jordana nankany amin'ny tany Gada sy Gileada. Fa Saoly mbola tany Gilgala ihany, ary ny vahoaka rehetra nanaraka azy, nefa toran-kovitra be ihany.