1 Samuel 13:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niandry hafitoana izy araka ny fotoana nomen’i Samoela; nefa tsy mbola tonga tany Gilgala ihany i Samoela ka niely ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niandry hafitoana izy, araka ny fotoana noferan’i Samoela. Nefa tsy tonga tany Galgalà i Samoela, ka nihahaka lavitra an’i Saola ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fito andro no niandrasany ny fe-potoana nomen’i Samoela, nefa i Samoela tsy tonga tany Gilgala. Nanomboka niparitaka nandao an’i Saoly ny miaramilany.
Malagasy Bible 1865
Ary niandry hafitoana izy araka ny fotoana nataon'i Samoela; fa Samoela tsy mbola tonga tany Gilgala; ary ny olona niely nandao an'i Saoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niandry hafitoana izy araka ny fotoana nomen’i Samoela; nefa tsy mbola tonga tany Gilgala ihany i Samoela ka niely ny olona.
malagasy
Ary niandry hafitoana izy araka ny fotoana nataon'i Samoela; fa Samoela tsy mbola tonga tany Gilgala; ary ny olona niely nandao an'i Saoly.