1 Samuel 13:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Saoly: Ento etỳ amiko ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanati-pihavanana; dia nanolotra ny fanatitra dorana manontolo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Saola tamin’izay: «Ento atỳ amiko ny sorona dorana sy ny fanati-pihavanana». Dia nanatitra ny sorona dorana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nodidian’i Saoly hoentina eo aminy ny biby hatao sorona dorana manontolo sy ny sorom-pihavanana, ary dia ny tenany mihitsy no nanolotra ny sorona dorana manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Saoly: Ento etỳ amiko ny fanatitra dorana sy ny fanati-pihavanana; ka dia nanatitra ny fanatitra dorana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Saoly: Ento etỳ amiko ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanati-pihavanana; dia nanolotra ny fanatitra dorana manontolo izy.
malagasy
Ary hoy Saoly: Ento etỳ amiko ny fanatitra dorana sy ny fanati-pihavanana; ka dia nanatitra ny fanatitra dorana izy.