1 Samuel 14:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha hoy kosa izy ireo: Miakara etỳ aminay dia hiakatra isika, satria efa natolotry NY TOMPO eo an-tanantsika izy; ary izany no ho famantarana ho antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ataony hoe: Miakara atỳ aminay, dia hiakatra isika, fa natolotr’i Iaveh eo an-tanantsika izy. Famantarana ho antsika izany».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tàhiny kosa izy manao amintsika hoe: «Miakara etỳ aminay», dia hiakatra isika, satria izay no famantarana ho antsika fa natolotry ny TOMPO horesentsika ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha hoy kosa izy: Miakara etỳ aminay, dia hiakatra isika, fa efa natolotr'i Jehovah eo an-tanantsika izy; ary izany no ho famantarana ho antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha hoy kosa izy ireo: Miakara etỳ aminay dia hiakatra isika, satria efa natolotry NY TOMPO eo an-tanantsika izy; ary izany no ho famantarana ho antsika.
malagasy
Fa raha hoy kosa izy: Miakara etỳ aminay, dia hiakatra isika, fa efa natolotr'i Jehovah eo an-tanantsika izy; ary izany no ho famantarana ho antsika.