1 Samuel 14:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niseho tamin’ny miaramilan’ny Filistina izy roa lahy ka hoy ny Filistina: Indreo, misy Hebreo mifongatra avy any amin’ny lavaka niereny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niseho tamin’ny antoko-miaramilan’ny Filistinina izy roa lahy, ka hoy ny Filistinina: «Indreto ny Hebrio mivoaka avy any an-davaka niereny».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanolo-tena ho hitan’ny Filistinina izy roa lahy, ary hoy ny Filistinina: «Indreo ny Hebreo fa mivoaka ny lavaka fiereny.»
Malagasy Bible 1865
Dia niseho tamin'ny miaramilan'ny Filistina izy roa lahy, ary hoy ny Filistina: Indreo, misy Hebreo mifongatra avy any an-davaka niereny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niseho tamin’ny miaramilan’ny Filistina izy roa lahy ka hoy ny Filistina: Indreo, misy Hebreo mifongatra avy any amin’ny lavaka niereny.
malagasy
Dia niseho tamin'ny miaramilan'ny Filistina izy roa lahy, ary hoy ny Filistina: Indreo, misy Hebreo mifongatra avy any an-davaka niereny.