1 Samuel 14:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny miaramila tamin’i Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany: Miakara etỳ aminay, dia hanehoanay zavatra ianareo. Ary hoy i Jonatana tamin’ny mpitondra ny fiadiany: Manaraha ahy, fa efa natolotry NY TOMPO eo an-tanan’ny Israely izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’i Jônatasy sy ny mpitondra fiadiany ny miaramila amin’io antokony io nanao hoe: «Miakara atỳ aminay, fa hataonay mahita raha ianareo». Dia hoy i Jônatasy tamin’ity mpitondra fiadiany: «Manaraha ahy, fa efa natolotr’i Iaveh eo an-tanantsika izy ireo».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso mafy an’i Jônatàna sy ny mpanompony ireo miaramila filistinina ka nanao hoe: –Miakara mankatỳ aminay, fa misy zavatra holazainay aminareo. Dia hoy i Jônatàna tamin’ny mpanompony: –Miakara manaraka ahy fa efa natolotry ny TOMPO horesen’i Israely ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny miaramila namaly an'i Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany hoe: Miakara etỳ aminay, dia hanehoanay zavatra ianareo. Ary hoy Jonatana tamin'ny mpitondra ny fiadiany: Manaraha ahy, fa efa natolotr'i Jehovah eo an-tànan'ny Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny miaramila tamin’i Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany: Miakara etỳ aminay, dia hanehoanay zavatra ianareo. Ary hoy i Jonatana tamin’ny mpitondra ny fiadiany: Manaraha ahy, fa efa natolotry NY TOMPO eo an-tanan’ny Israely izy ireo.
malagasy