1 Samuel 14:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nananika, nandady tongotra aman-tanana i Jonatana, ary nanaraka azy ny mpitondra ny fiadiany. Dia lavo teo anatrehan’i Jonatana ny Filistina ary namono avy ao aorianany koa ny mpitondra ny fiadiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa niakatra nandady tongotra aman-tanana i Jônatasy narahin’ity mpitondra fiadiany. Ary lavo teo anoloan’i Jônatasy ny Filistinina, sady namono teo aoriany koa ity mpitondra fiadiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niakatra i Jônatàna, ka namikitra tongotra aman-tanana, ary nanaraka azy ny mpanompony. Nasian’i Jônatàna ireo Filistinina ka lavo ary novitain’ilay mpanompo nanaraka azy kosa.
Malagasy Bible 1865
Ary Jonatana nananika, nandady tongotra aman-tanana, ary nanaraka azy ny mpitondra ny fiadiany. Dia lavo teo anatrehan'i Jonatana ny Filistina, ary ny mpitondra ny fiadiany namono teo aoriany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary Jonatana nananika, nandady tongotra aman-tanana, ary nanaraka azy ny mpitondra ny fiadiany. Dia lavo teo anatrehan'i Jonatana ny Filistina, ary ny mpitondra ny fiadiany namono teo aoriany.