1 Samuel 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpitilin’i Saoly tao Gibean’i Benjamina dia nitazana ka indro, niely ny vahoaka sady nifanaritaka be ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tazan’ny mpitilin’i Saola izay tao Gabaàn’i Benjamina, ny ielezany sy ifanaritahan’ny vahoaka be tamin’ny Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tazan’ny mpitilin’i Saoly, avy tao Gibehàn’i Benjamîna, ny vahoaka filistinina nifanaritaka izaitsizy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpitilin'i Saoly ao Gibean'ny Benjamina dia nitazana, ka, indro, niely ny vahoaka sady nifanaritaka be ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpitilin’i Saoly tao Gibean’i Benjamina dia nitazana ka indro, niely ny vahoaka sady nifanaritaka be ihany.
malagasy
Ary ny mpitilin'i Saoly ao Gibean'ny Benjamina dia nitazana, ka, indro, niely ny vahoaka sady nifanaritaka be ihany.