1 Samuel 14:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa i Saoly tamin’i Ahia: Ento etỳ ny vata misy ny faneken’Andriamanitra; fa teo amin’ny Zanak’Israely ny vata misy ny faneken’Andriamanitra tamin’izany andro izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Saola tamin’ny Akiasy: «Ento mankatỳ ny Fiaran’Andriamanitra », fa teo amin’ny zanak’i Israely ny Fiaran’Andriamanitra tamin’izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Saoly tamin’i Ahià mpisorona: –Ento atỳ ny Vatamasin’ny Tompo. (Tamin’izany andro izany manko dia teo amin’ny tobin’ny Israelita ny Vatamasin’ny Tompo.)
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Saoly tamin'i Ahia: Ento etỳ ny fiaran'Andriamanitra (fa teo amin'ny Zanak'Isiraely ny fiaran'Andriamanitra fahizany).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa i Saoly tamin’i Ahia: Ento etỳ ny vata misy ny faneken’Andriamanitra; fa teo amin’ny Zanak’Israely ny vata misy ny faneken’Andriamanitra tamin’izany andro izany.
malagasy
Dia hoy Saoly tamin'i Ahia: Ento etỳ ny fiaran'Andriamanitra (fa teo amin'ny Zanak'Isiraely ny fiaran'Andriamanitra fahizany).[Na: Ento etỳ ny efoda. (Fa nisalotra ny efoda teo anatrehan'ny Isiraely izy fahizany.)]