1 Samuel 14:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola niresaka tamin’ny mpisorona i Saoly dia nandroso sy nitombo ny tabataba terỳ an-tobin’ny Filistina ka hoy i Saoly tamin’ny mpisorona: Esory ny tananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola niteny tamin’ny mpisorona i Saola dia nitombo ny tabataba teny an-tobin’ny Filistinina, ka hoy i Saola tamin’ny mpisorona: «Tsoahy ny tananao ».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola niteny tamin’ny mpisorona i Saoly, dia nihamafy ny kotaba tao amin’ny tobin’ny Filistinina. Ka hoy i Saoly tamin’i Ahià: –Aoka ihany, tsoahy ny tananao.
Malagasy Bible 1865
Ary raha Saoly mbola niresaka tamin'ny mpisorona, dia nandroso sy nitombo ny tabataba terỳ an-tobin'ny Filistina. Ary hoy Saoly tamin'ny mpisorona: Aoka ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola niresaka tamin’ny mpisorona i Saoly dia nandroso sy nitombo ny tabataba terỳ an-tobin’ny Filistina ka hoy i Saoly tamin’ny mpisorona: Esory ny tananao.
malagasy
Ary raha Saoly mbola niresaka tamin'ny mpisorona, dia nandroso sy nitombo ny tabataba terỳ an-tobin'ny Filistina. Ary hoy Saoly tamin'ny mpisorona: Aoka ihany.