1 Samuel 14:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitoetra tany an-tsisin’i Gibea teo ambanin’ilay hazo ampongabendanitra any Migrona i Saoly; ny olona niaraka taminy dia tokony ho eninjato lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Saola nitoetra teo an-tsisin’i Gabaà, ambanin’ny ampongabendanitra any Magrôna, ary sahabo ho enin-jato lahy ny vahoaka teo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Saoly tamin’izay dia nipetraka teo an-tsisin’i Gibehà, teo ambanin’ny ampongabendanitr’i Migrôna niaraka tamin’ny miaramila tokony ho eninjato.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly nitoetra tao an-tsisin'i Gibea teo ambanin'ny hazo ampongabendanitra any Migrona; ary ny vahoaka teo aminy dia tokony ho enin-jato lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitoetra tany an-tsisin’i Gibea teo ambanin’ilay hazo ampongabendanitra any Migrona i Saoly; ny olona niaraka taminy dia tokony ho eninjato lahy.
malagasy
Ary Saoly nitoetra tao an-tsisin'i Gibea teo ambanin'ny hazo ampongabendanitra any Migrona; ary ny vahoaka teo aminy dia tokony ho enin-jato lahy;