1 Samuel 14:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Hebreo izay niaraka tamin’ny Filistina taloha ka niara-niakatra taminy avy tamin’ny tany manodidina ho any an-toby dia nikambana tamin’ny Israely izay teo amin’i Saoly sy i Jonatana koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Hebrio, izay teo amin’ny Filistinina teo taloha koa, dia niara-niakatra taminy ho eo an-toby, eny manodidina eny, ary rafitra niandany tamin’i Israely nomba an’i Saola sy i Jônatasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Hebreo sasany izay nanompo ny Filistinina taloha sady niara-niakatra taminy ho any an-toby, dia nihodina nankamin’i Israely notarihin’i Saoly sy Jônatàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Hebreo izay teo amin'ny Filistina taloha ka niara-niakatra taminy ho any an-toby avy tamin'ny tany manodidina dia nikambana tamin'ny Isiraely izay teo amin'i Saoly sy Jonatana koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Hebreo izay niaraka tamin’ny Filistina taloha ka niara-niakatra taminy avy tamin’ny tany manodidina ho any an-toby dia nikambana tamin’ny Israely izay teo amin’i Saoly sy i Jonatana koa.
malagasy
Ary ny Hebreo izay teo amin'ny Filistina taloha ka niara-niakatra taminy ho any an-toby avy tamin'ny tany manodidina dia nikambana tamin'ny Isiraely izay teo amin'i Saoly sy Jonatana koa.