1 Samuel 14:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namonjy ny Israely NY TOMPO tamin’izany andro izany; ary niitatra hatrany ambadik’i Bety-Avena ny ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nanafahan’i Iaveh an’i Israely tamin’izany andro izany. Ary notohizany ny ady mandra-pahatonga any Bety-Avena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no nanomezan’ny TOMPO fandresena ho an’i Israely tamin’izay andro izay. Nitatra ankoatran’i Bety-Avena ny ady.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah namonjy ny Isiraely tamin'izany andro izany; ary tafahoatra any Betavena ny ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namonjy ny Israely NY TOMPO tamin’izany andro izany; ary niitatra hatrany ambadik’i Bety-Avena ny ady.
malagasy
Ary Jehovah namonjy ny Isiraely tamin'izany andro izany; ary tafahoatra any Betavena ny ady.