1 Samuel 14:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra ny ala ny olona rehetra; ary nisy tantely teny rehetra teny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tany amin’ny ala ny vahoaka ary nisy tantely teny ambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tao amin’ny ala iray feno tantely nihanaka hatreny amin’ny tany ny besinimaro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona rehetra amin'ny tany dia niditra ny ala; ary nisy tantely teny ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra ny ala ny olona rehetra; ary nisy tantely teny rehetra teny.
malagasy
Ary ny olona rehetra amin'ny tany dia niditra ny ala; ary nisy tantely teny ambonin'ny tany.[Heb. ny tany rehetra]