1 Samuel 14:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mainka raha navela hihinanan’ny olona ny babo azony tamin’ny fahavalony, tsy ho nahafatesana be lavitra va ny Filistina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha izay ny vahoaka no nihinana androany tamin’ny babo azony tamin’ny fahavalony dia ho mafy lavitra ny nandresena ny Filistinina».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho latsak’izany koa androany raha mba navela nihinana ny remby azony tamin’ny fahavalony ny miaramila, dia ho nihoa-pampana ny fahavoazan’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Ka mainka fa raha navela hihinanan'ny olona ny babo azony tamin'ny fahavalony, tsy ho nahafatesana be lavitra va ny Filistina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mainka raha navela hihinanan’ny olona ny babo azony tamin’ny fahavalony, tsy ho nahafatesana be lavitra va ny Filistina?
malagasy
Ka mainka fa raha navela hihinanan'ny olona ny babo azony tamin'ny fahavalony, tsy ho nahafatesana be lavitra va ny Filistina?