1 Samuel 14:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namely ny Filistina izy ireo tamin’iny andro iny, hatrany Mikmasy ka hatrany Aialona, ary tena reraka ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namely ny Filistinina hatrany Makmasy ka hatrany Hajalôna izy ireo tamin’izany andro izany, ka reraka indrindra ny vahoaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’io andro io dia resin’ny Israelita ny Filistinina ka nenjehiny nanomboka tao Mikmasy ka hatrany Aialôna. Torovana loatra ny vahoaka,
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo namely ny Filistina tamin'izany andro izany hatrany Mikmasy ka hatrany Aialona, ary reraka indrindra ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namely ny Filistina izy ireo tamin’iny andro iny, hatrany Mikmasy ka hatrany Aialona, ary tena reraka ny olona.
malagasy
Ary izy ireo namely ny Filistina tamin'izany andro izany hatrany Mikmasy ka hatrany Aialona, ary reraka indrindra ny olona.