1 Samuel 14:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nirohotra nankeo amin’ny babo ny olona ka naka ondry aman’osy sy omby ary zanak’omby, dia namono azy teo amin’ny tany ary nohanin’ny olona mbamin’ny rany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nirotsaka nianjady tamin’ny babo ny vahoaka: nalainy ny ondry, ny omby mbamin’ny zanak’omby, ka novonoiny tamin’ny tany dia nohanin’ny vahoaka mbamin’ny rany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa avy dia niantoraka tamin’ireo remby izy; nalainy avokoa na ondry na omby na zanak’omby, dia novonoiny ary nohaniny teo amin’ny toerana nandatsahany ny rany ihany.
Malagasy Bible 1865
Dia nanaovan'ny olona an-kazakazaka ny babo, ka naka ondry aman'osy sy omby ary zanak'omby izy, dia namono azy teo amin'ny tany, ka dia nohanin'ny olona mbamin'ny ràny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nirohotra nankeo amin’ny babo ny olona ka naka ondry aman’osy sy omby ary zanak’omby, dia namono azy teo amin’ny tany ary nohanin’ny olona mbamin’ny rany izany.
malagasy
Dia nanaovan'ny olona an-kazakazaka ny babo, ka naka ondry aman'osy sy omby ary zanak'omby izy, dia namono azy teo amin'ny tany, ka dia nohanin'ny olona mbamin'ny ràny.