1 Samuel 14:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanorina alitara ho an’NY TOMPO i Saoly; io no alitara voalohany naoriny ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanangana ôtely ho an’i Iaveh i Saola: io no voalohan’ôtely natsangany ho an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no nanorenan’i Saoly alitara ho an’ny TOMPO. Io no alitara voalohany izay naoriny ho AZY.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly nanao alitara ho an'i Jehovah; io no alitara voalohany naoriny ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanorina alitara ho an’NY TOMPO i Saoly; io no alitara voalohany naoriny ho an’NY TOMPO.
malagasy
Ary Saoly nanao alitara ho an'i Jehovah; io no alitara voalohany naoriny ho an'i Jehovah.