1 Samuel 14:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Saoly: Manatòna etỳ ianareo loholona rehetra ary fantaro ka jereo izay nahatonga izao fahotana androany izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Saola: «Avia atỳ ianareo rehetra loholon’ny vahoaka. Zahao ka fantaro izay fahotana natao androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Saoly tamin’ny filohan’ny vahoaka: –Avia atỳ ianareo rehetra ka fantaro tsara izay fahotana natao androany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Saoly: Manatona etỳ, ianareo loholona rehetra, ary fantaro ka izahao izay nahatonga izao fahotana androany izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Saoly: Manatòna etỳ ianareo loholona rehetra ary fantaro ka jereo izay nahatonga izao fahotana androany izao.
malagasy
Ary hoy Saoly: Manatona etỳ, ianareo loholona rehetra, ary fantaro ka izahao izay nahatonga izao fahotana androany izao?